Tantara mikasika ny Katara tamin'ny Desambra, 2013
Poeta Iray Avy Ao Qatar Voaheloka Noho Ny Fandrahonana Hanongam-panjakana No Resy Teo Anoloan'ny Fitsarana
Nanmafy ny Qatar's Court of Cassation, fitsarana tao Qatar ny amin'ny fampidirana am-ponja ny poeta Muhammad Rashid al-Ajami ho 15 taona an-tranomaizina. Ny helony ve? " Ny Fandrahonana Hanongam-panjakana" tamin'ny alalan'ny tononkalony.