Nanjohy ny fibitabitahan'ny Fiadiana izay ho Tompondaka Erantany 2022 koa ry zareo Bangladeshis, saingy somary nanahirana kely ny tamin'ity taona ityNahofahofan'ireo mpankafy teny an-tafon-trano ny sainam-pirenena, nikarakara fifamoriana an-dalambe, nanao grafffitisMpanoratra RezwanNandika avylavitra29 Novambra 2022
Mitaky fomba fandray tsaratsara kokoa atao an'ireo mpifindra monina sy olona LGBTQ+ ao Qatar ny ekipa Aostraliàna milalao amin'ny Fiadiana ny Amboara ErantanyResaka fanajàna sy fahamendrehan'ny rehetra ihany koa ny baolina kitra. Mpanoratra Mong PalatinoNandika Miora21 Novambra 2022