Tantara mikasika ny Slovakia tamin'ny Avrily, 2019
Nahoana ireo Tseky sasany no milaza fa filohan'izy ireo ny filoha voafidin'i Slaovakia?
Raha nisaraka tamin'ny fomba ofisialy sy tamim-pirahalahiana tamin'ny taona 1993 i Slovakia sy ny Repoblika, dia mbola mifampizara rohy ara-kolontsaina, ara-toekarena sy ara-politika ny fiarahamon'izy ireo -- ka miantso an'i Zuzana Čaputová, filoha voafidy tao Slaovakia ho toy ny "filohan'i Tseky" mihitsy ny sasany amin'ny fiarahamonina Tseky.