Tantara mikasika ny Slovakia tamin'ny Aogositra, 2011
Slovakia: Vola Be Azo Avy Amin'ny Hira
Herinandro vitsy lasa izay, ny Slovak Performing and Mechanical Rights society' (SOZA) - ny fikambanana mpiaro ny zo amin'ny fandikàna (copyright) ao amin'ny firenena - dia nanomboka nampadoa vola ireo lohamilina anaty tranonkala, indrindra fa ireo natao ho an'ny tanora mpankafy mozika, izay efa nampiditra lahatsary You Tube sy Vimeo ao amin'ny pejin'izy ireo. Nitatitra ny resak'ireo mponin'ny aterineto slovaky i Tibor Blazko.