Tantara mikasika ny Slovakia tamin'ny Jona, 2017
Manondrotra ny Fangaraharàna ao Eoropa Afovoany sy Atsinanana
Any Eoropa Afovoany sy Atsinanana, mampiasa ny teknolojia vaovao ireo tetikasa maro mba hanatsaràna ny fangaraharan'ny fitantanana, saingy tsy manome antoka fa hahita masoandro ny fanovàna izay tohanan'izy ireo noho ny tsy fahampian'ny finiavana politika.