Tantara mikasika ny Slovakia tamin'ny Jolay, 2010
Slovakia: Ireo fitsangatsanganan-tsekoly Hongroazy
Mampifandray ny fihetsik'ireo Slovaky mponin'ny aterineto amin'ny lalàna Hongroa vaovao izay mety hitondra ireo ankizy mpianatra Hongroa any amin'ireo firenena mpiray vody rindrina any Hongrie teo aloha i Tibor Blazko .