Tantara mikasika ny Montenegro tamin'ny Novambra, 2015
Nahoana No Te Hanongana Ny Governemanta Ny Lehiben'ny Mpanohitra Ao Montenegro
Nilaza ny tsy fahafaham-pon'ny vahoakan'i Montenegro amin'ny fitondram-panjakan'izy ireo sy ny "Serba nasionalista" na ny fihanaky ny "mpomba ny Rosiana" ao anatin'ny fiarahamonina Montenegro ny ankamaroan'ireo fampahalalaham-baovao. Tsy izany no tena tantara.