Tantara mikasika ny Montenegro tamin'ny Mey, 2024
Ny zava-nolalovan'i Marijeta Mojasevic niainga avy amin'ny maha-sisampatin'ny AVC azy, mankany amin'ny maha-mpikatroka ho an'ny zon'ny manana fahasembanana
"Tiako hiova fomba fijery [ireo tanora] ary hanaiky ireo olona manana fahasembanana ho olon'ny fiarahamonina misy azy ihany, ho toy ny namana, ho toy ny mpiaramiasa”