Tantara mikasika ny Montenegro tamin'ny Mey, 2016
Ny Fiparitahan'ny Solika Ao Amin'ny Ranomasina Adriatika No Hitamason'ny Voina Voajanahary Mihamahazo Vahana
Tsy fetezam-pitaovana ao amin'ny fanadiovana solika no niteraka ny fiparitahan'ny solika tsy voadio tamin'ny manamorona ny ranomasina Adriatika tao Croatia tamin'ny herinandro, niteraka fahasimbana tamin'ny tontolo iainana sy nampikoropaka ny mponina tao an-toerana.