Tantara mikasika ny Montenegro tamin'ny Mey, 2018
Nanao fihetsiketsehana ny Montenegrina mba hanohitra ny fanafihana mitam-piadiana nihatra tamina mpanao gazety iray ary…
Taorian'ny fanafihana mpanao gazety Olivera Lakić, izay nisy nitifitra teo amin'ny tongony, Montenegrina an-jatony maro no nanao fihetsiketsehana tao Podgorica, nitaky fanatsaharana ny tsimatimanota sy ny fiainana lavitry ny tahotra.