Tantara mikasika ny Moldavia tamin'ny Aogositra, 2011
Moldova: Fidarohana Mpanao Gazety Nahatonga Resabe Tao Amin'ny Aterineto Momba Ny “Fomba Fiteny “
Nahatonga resabe tao amin'ny aterineto momba ny habibiana izay nizizotra ela loatra teo amin'ny Moldavy maro an'isa sy ireo Rosiana vitsy an'isa ao amin'ny firenena ny herisetra iray nianjady taminà mpanao gazety Moldavy iray.