Tantara mikasika ny Moldavia tamin'ny Oktobra, 2022
Vehivavy Aostraliana iray mpitsabo mpanampy miresaka mikasika ny iraka maha-olombelona notontosainy tany ambava-ady tao Okraina
"Na inona na inona ankolafy misy ny fianakavianao na ny namanao, misy ireo aina tsy manan-tsiny ampiasaina ho sahala amin'ny vatom-panorona anaty lalao tena ratsy."