Tantara mikasika ny Moldavia tamin'ny Aogositra, 2020
Moldavia : Ny fiantraikan'ny Twitter tamin'ireo fihetsiketsehana
Tena tsara mihitsy ny hoe tsy ny tambajotra sôsialy Friendster na LiveJournal (izay mbola mijanona ho ny sehatra fanoratana bilaogy ankafizin'ny ankamaroan'ireo mpampiasa aterineto any Eoropa atsinanana) no nampiasain'ireo Môldavy mpianatra niketrehana ity revôlisiôna ity.