Japana sy ny Google Street View 2008

 

Tonga tany Japana tamin'ny volana Aogositra 2008 ny Google Street View, herintaona taorian'ny nanombohany voalohany tany Etazonia. Niteraka tsikera avy hatrany ny sarin'ny tolotra mpanao sarintany. Na dia teo aza ny fomba fijery miabo momba ny Google tao amin'ity firenena ity dia feno fanehoan-kevitra momba ny fomba fandefasana ny Street View ny andiana sehatra fifanakalozan-dresaka an-tserasera sy ireo bilaogy Japoney. Nanadihady momba ireo fanontaniana mikasika ny fiainana manokana, ny kolontsaina, ny teknolojia ary ny fihariana ao anatin'ny fifandirana ny bilaogera Japoney sy ny mpanoratra ato amin'ny Global Voices raha toa efa nihoatra ny fetra azony atao ny Google.

Lahatsoratra ato amin'ny Global Voices momba ny Google Street View tany Japana

14 Feb – Japana: Fanoheran'ny faritra ny Street View
12 Feb – Japana: Nanasa ny Google ny governemanta tao Tokyo mba hiresaka momba ny Street View
04 Desambra – Japana: Nangataka ny hanatsaharana ny Street View ny fikambanan'ny mpisolovava Fukuoka
22 Nov – Japana: Nangataka ny fanesorana ny sary avy amin'ny Street View ny paroasin'i Suginami
14 Nov – Japana: Ny Street View sy ny Burakumin
10 Okt – Nangataka ny fandrindrana ny Street View ny filankevitry ny tanàndehibe ao Machida
07 Okt – Japana: Ny Street View sy ny toerana ho an'ny daholobe
05 Okt – Japana: Google, ilay orinasa manohitra ny fiarahamonina
24 Sep – Japana: Ny tena revolisiona marina amin'ny Google Street View
11 Sep – Japana: Ny làlana tsy hita ao amin'ny Street View
02 Okt -Japana: Iza no azonao antsoina momba ny Google Street View?
14 Aog – Japana: Mitohy ny adihevitra momba ny Google Street View
08 Aog – Japana: Taratasy ho an'ny Google momba ny Street View

Google Street Views ao Tokyo

Jereo ny Sarintany Lehibe kokoa

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.