Tantara tamin'ny 20 Jolay 2019
Japana sy ny Google Street View 2008
Google Street View arrived in Japan in August, one year after its debut in the United States. The photo mapping service immediately drew criticism. Despite the Google's generally positive image in this country, Japanese online bulletin board threads and blogs were filled with comments about how Street View was rolled...
Torolalana momba ny famoahana lahatsoratra indray
Avoaka eo ambanin'ny fahazoan-dalanaCreative Commons Attribution-Only license ny votoaty rehetra avy amin'ny Global Voices. Afaka mizara, mamoaka indray, mandika amin'ny fiteny hafa na manakambana ny tantaranay ianareo rehefa manondro sy mampifandray mazava tsara ny Global Voices sy ny mpanoratra ho toy ny loharanom-baovao.
Gulnara Yunusova: Ny roa taonako tato amin'ny GV
Raha fehezina, dia azo lazaina tsara fa nihoatra noho ny nantenaina ny traikefako tamin'ny GV. Rehefa nidiitra ho mpikambana aho, dia nihevitra fa resaka lahatsoratra izany - kanefa toa hita fa fifaneraserana amin'ny olona marobe ihany koa izany.
Krizin-tsisintany tany Amerika Atsimo 2008
Ny 1 Martsa 2008, nanafika ny tobin'ny Tafika Mitam-piadiana Revolisionera Kolombiana (FARC) any amin'ny tanin'i Ekoadaoro ny Tafika Mitam-piadiana Kolombiana ary namono ilay mpitarika manamboninahitra ambony, Raúl Reyes . Vokatr'izany, nanontany ampahibemaso ny anton'nyy fidirana an-tsokosoko tany Ekoadaoro ireo firenena mpifanolo-bodirindrina toa an'i Venezoela sy Ekoadaoro, izay nitarika ho amin'ny fandravana...
Horohorontany tany Sichuan 2008
Ny 12 May, nisy horohorontany nirefy 7.8 tamin'ny maridrefy Richter namely ny faritra atsimo-andrefan'i Shina tany amin'ny faritanin'i Sichuan , ary tao amin'ny faritr'i Wenchuan no nisy ny foibeny, niaraka tamin'ny hovitrovitra re hatrany Beijing sy Hong Kong. An'arivony no maty. Nizara lahatsary, sary ary fanehoan-kevitra ny olom-pirenena taorian'ny zava-nitranga.
Hamoaka lahatsoratra amin'ny bilaogim-piarahamonina!
Raha te-hiditra amin'ity tranonkala ity ianao no sady handefa ny lahatsoratrao voalohany mandritra izany, dia ampiasao azafady ny endrika etsy ambany mba handefasana ny lahatsoratrao sy ny sarinao voalohany. Raha vao tafavoaka izany, dia hahazo ny kaontinao manokana ianao: toy ny amin'ny tranokala GV hafa.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...