Iran: Nilaza i Ahmadinejad fa tokony hanana zo hiaro tena ny bilaogera 

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Araka ny lazain'ny fampitam-baovao Iraniana, nanambara ny filoha Mahmoud Ahmadinejad fa tokony hanana zo hiaro tena i Hossein Derakhshan, bilaogera Iraniana nogadraina sy i Roxana Saberi, mpanao gazety Amerikana-Iraniana izay voasazy higadra 8 taona an-tranomaizina.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.