Tantara tamin'ny 07 Janoary 2019
Ahoana ny fomba hanairan'ny anganom-bahoaka voatahiry ny ikajiana ny tontolo iainana ao Mekong

"Ny dikan'ny tantara; ny fitadiavan'ny vondrom-piarahamonina fomba hifankazarana na ifaharana manoloana ireo fiovana hita eo amin'ny fivarinan-dranon'ny renirano Mekong."
Serbia: Paradisan'ireo Mpifoka Sigara
Nanamarika ny Androm-pirenena ho an'ny tsy Fifohana Sigara i Serbia ny 31 Janoary teo, saingy, araka ilay voalazan'ny bilaogera Serbiana iray, "Paradisa sy El Dorado an'ireo mpifoka sigara i Serbia."
Nakaton'i Bahrain ny tranonkalan'ny hetsika ara-politika, Haq

Milaza ny fanambarana an-gazety tamin'ny 11 Oktobra navoakan'ny HAQ: Movement of Liberties and Democracy- Bahrain, izay nahazoan'ny Global Voices Advocacy kopia momba izany, fa nosakanan'i Bahrain ny fidirana amin'ny tranonkala elektronikany:
Fanentanana “Avotsory i Monem”

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Raha nankalaza ny Andro Erantany Ho an'ny Fahalalahan'ny Asa Fanaovan-Gazety izao tontolo izao, ilay Egyptiana mpanao gazety sady bilaogera,...
ONI: Nosakanan'i Ethiopia ny tranokalan'ny mpanohitra sy ny bilaogy an-tapitrisany

(Marihina fa tamin'ny volana May 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Araka ny The Openet Initiative, nosakanan'ny manampahefana Ethiopiana ny fidirana tamin'ny tranokalan'ny mpanohitra sy ny bilaogy miantrano ao amin'ny Blogger....
Iran: Nanao bemidina teny amin'ny cybercafe ny polisy

Nitatitra ny Radio Free Europe fa nanao bemidina tany amin'ireo cybercafe ny polisy ao an-drenivohitr'i Iran ary nanakatona ny 25 noho ny "fampiasana lalao solosaina tsy manara-dalàna sy ny fitehirizana sary vetaveta", ary ny fisian'ny vehivavy tsy manao"hijab araka ny tokony ho izy".
Fihaonambe Advox: Stephanie Hankey miresaka momba ny Fiarahan'ny Teknolojia Taktika

Resaka notontosaina nandritra ny Fihaonambe Global Voices 2008 fandaharana 'ONG=FTMF sy ny mpikatroka eny ifotony: Miaro ny Feo" tamin'ny 27 Jiona 2008.
Nosamborina ilay bilaogera Egyptiana Abd al-Monem Mahmoud

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborin'ny polisy Egyptiana ilay mpanao gazety Egyptiana ao amin'ny Mpirahalahy Miozolomana sady bilaogera 27 taona, Abd al-Monem Mahmoud, izay...
Bilaogera Filipiana miatrika fitoriana fanalam-baraka

Janoary 2010- Tao Filipina, nametraka fitoriana fanalam-baraka an'ilay bilaogera Ella Ganda ny birao nasionaly misahana ny fanadihadiana noho ny fangatahan'ny sekretaran'ny Sampan-draharaha momba ny Fiahiana ara-tsosialy sy ny Fampandrosoana (DSWD) Esperanza Cabral, fitoriana noho ny lahatsoratra bilaogy nivoaka tamin'ny taona 2009,
Nakatona-nosokafana-nakatona indray ny Dailymotion ao Tonizia

Dailymotion, tranonkala fifampizaràna horonantsary tahaka ny YouTube ao Frantsa no nakatona indray any Tonizia. Mbola tsy mazava raha ny sampana fehezin'ny fanjakana ATI (Agence Tunisienne d'Internet), izay iasan'ny mpamatsy tolotra aterineto rehetra ao Tonizia no nametraka ny fandraràna.