Ny bilaogy tsara indrindra tany Kôsta Rika

(Marihina fa tamin'ny volana Novambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nisafidy dimy tamin'ireo bilaogy  Kôsta Rikana tsara indrindra ny vondrona Bloggos .

Ireo bilaogy miisa dimy tafakatra dingana famaranana:
Caos entre ángeles y demonios
fusildechispas
betobeto.com
korova-milk-bar
Medea Material

Mirary soa ho an'ireo tafakatra famaranana .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.