Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Nanao fambolen-kazo ny Bilaogera FOKO avy eto Madagasikara

(Tamin'ny 2 Martsa 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila ny Flash 8 (na ambony kokoa) sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.
http://blip.tv/file/get/Risingvoices-FOKOBloggersPlantTreesInMadagascar393.flv

Taorian'ny atrikasa momba ny fampiasana ny Flickr sy ny fomba famahanana bilaogin-dahatsary, navitrika tamin'ny fanadihadiana momba ny tondradrano tamin'ny rivodoza Ivan sy ny fambolen-kazo nataon'izy ireo tany Andranovelona niaraka tamin'ny Vondrona Namana SeraSera ny ekipa FOKO eto Madagasikara.  Mampiseho ny dian'izy ireo nankany Andranovelona ny lahatsary etsy ambony. Misy amin'ny teny Anglisy, Bengali, ary Malagasy ny dikanteny. Raha te hamantatra bebe kokoa momba ny antony nahatonga ny vondrona FOKO hanapa-kevitra ny hamboly hazo ianao dia jereo ao amin'ny bilaogin'ny tetikasa RV sy ny pejy momba azy ireo .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.