Vaovao Farany Lingua : Volana Oktobra 2017

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua volana Oktobra 2017.

Tamin'ny fitambaran'ity volana ity, namoaka lahatsoratra 720 isika, nahasarika mpitsidika 248.602 ary jeripejy miisa 309.168. Nahatratra 267.968 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 269.101 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

Niantsafa tamin'i Mieke Tulp sy Marisa Petricca isika, Toniandahatsoratra Lingua Holandey sy Italiana!

 Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 224
Espaniola 127
Frantsay 68
Rosiana 57
Italiana 51

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 108.971
Frantsay 36.354
Portiogey 32.557
Japoney 25.071
Shinoa T. 14.316

Facebook

Arabo 132.401
Shinoa 42.274
Espaniola 19.868
Frantsay 17.750
Amharika 8.881

Twitter

Shinoa 178.090
Arabo 44.107
Lingua Fototra 10.941
Espaniola 7.584
Bangla 7.254
Frantsay 5.614

Manome hery ny Lingua ny asan'ny mpandika teny GV sy ny Toniandahatsoratra Lingua rehetra, ary mahatonga ny GV ho manan-danja! Misaotra indrindra anareo noho izany! ?

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, Facebook, ary Google+! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika !

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.