Tantara tamin'ny 10 Novambra 2017
Filipina: Valan-dresaka Ho an'ny Mpanao gazety Antserasera Voalohany
Nisy ny valan-dresaka antsersera, voalohany tamin'ny tantaran'ny aterineto tao Filipina natao ny 21 Septambra tamin'ny fankalazan'ny Filipiana ny faha-34 taonan'ny Lalàna Miaramila.
Bitsibitsiky ny Afghana: Fianjerana Fiaramanidina & Fitroarana
Araka ny filazan'ny haino aman-jery herinandro lasa teo izay, niparitaka manerana ny renivohitra ny fihetsiketsehana mahery setra manohitra ny vahiny tamin'ny Alatsinainy rehefa nandòna fiara maromaro ny kamiao miaramila Amerikana. Andeha hojerentsika izay lazain'ny bilaogera momba ity zava-nitranga ity.
Egypta: Mpizahatany Nalaina An-keriny
Vondrona mpizahatany vahiny miisa 15, anisan'izany ny Italiana miisa dimy, no nalaina an-keriny ny alatsinainy tany atsimon'i Egypta. Maneho hevitra ireo bilaogera Egyptiana.
Vaovao Farany Lingua : Volana Oktobra 2017
Manolotra ny Vaovao Farany Lingua volana Oktobra 2017 ny Talen'ny Lingua.
Mpanao Gazety Tratran'ny Fanerena & Krizy Nokleary
Nilaza i Saminejad’, mpisolovava sady bilaogera voafonja fa nolavin'ny fitsarana ny fampakaran'izy ireo ny raharaha any amin'ny fitsarana ambony ary tokony higadra mandritra ny folo volana izy. Namoaka izany vaovao izany ny ISNA, Sampan-draharaham-pirenen'ny Mpianatra Iraniana.
Bilaogy Afghanistana: Gazety, Zaher Shah & Talibana
Garderah, bilaogera Afghana izay nitsidika an'i Afghanistan vao haingana, nanoratra fa maro ny Afghana gaga amin'ny hamaroan'ny isan'ny gazety, radio, fahitalavitra tsy miankina izay miara-miasa amin'ny governemanta.
Egypta: Mpanefoefo Voarohirohy Ho Namono Vehivavy Mpihira Iray
Nosamborina noho ny famonoana ny tovovavy mpihira Libaney iray monina ao Dubai ny lehilahy mpandraharahana mpanefoefo Egyptiana iray. Ireto ny fanehoan-kevitr'ireo bilaogera Egyptiana momba ity raharaha ity.