Sahara Andrefana: Fanomezam-boninahitra Ho An'ny Maherifo

(Marihina fa tamin'ny 6 Aogositra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Namoaka tononkalo mitondra ny lohateny hoe “Tononkalo iray hafa avy amin'ny Faritra Nobodoina: Ilay Maherifoko!” i Occidental – Sada Assahra al -Gharbiya [ar] .

استتشهد لانه بطل
للانه ما ارادالاستعمار
وكان يحمل فكر وافكار
نعم اغتيل عزيز الدار
واصبح الان في قائمة شهدائنا الابرار
اطفئ نوره لكن بقيت انوار
وعدت بان تكمل المشوار
وتصبر صبر كباار
بان تغسل الذل والعار
وعدت بان تتماسك وان لا تنهار
فقط من اجلك اايها البطل االمغوار
ومن ااجل انصارنا الثوار

Natao maritiora izy satria maherifo
Satria tsy tia fibodoana izy
Nitondra eritreritra sy hevitra izy
Novonoina izy, ilay malalantsika
Ary ao anatin'ny lisitry ny maritiorantsika izy ankehitriny
Novonoina ny jirony kanefa mbola misy jiro hafa
Nampanantena ny hamarana hatramin'ny farany ny dia ianao
Ary nanana faharetana toy ny zokiolona
Ary mba hanasana ny fahafaham-baraka sy ny henatra
Nampanantena ianao ny hijoro hatrany ary tsy ho lavo
Ho anao ihany ry maherifonay
Ary ho an'ireo mpanohana antsika, ireo revolisionera.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.