Shina: Lalaon-Tabataba

(Marihina fa tamin'ny 16 Jolay 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Global Voices Olympics

Mpanesoeso hatrany kanefa tsy mpankahala velively,  namoaka azy ity androany (ary io ihany) ilay bilaogera mpanao hatsikana Wang Xiaofeng tamin'ny lohateny hoe ‘lalaon-tabataba ‘, kilalaon-teny Shinoa iray manoloana ny Lalao Olaimpika:

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.