Kyrgyzstan: Nindaosin'ny Fahafatesana Ny Mpanoratra Ary Nampiray Ny Firenena Ny Baolina Kitra
(Marihina fa tamin'ny 2 Jolay 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)
Tany am-piandohan'ny volana Jona, nisaona ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyz, rehefa nanjavona ilay mpanoratra Kyrgyz lehibe Tchinguiz Aïtmatov. Saika ny ankamaroan'ireo bilaogera Kyrgyz rehetra no nanome voninahitra tao amin'ny bilaogy ho an'ilay mpanoratra malaza.
Nanoratra i Erne_raj [ru] hoe :
Tchinguiz Torekulovitch n'est plus… Mais il a laissé sa trace dans les esprits, les coeurs et l'histoire!
Maty i Chingiz Torekulovitch … Kanefa namela fahatsiarovana ao an-tsaina, ao am-po sy eo amin'ny tantara izy!
Nanome voninahitra azy i Baisalov [ru]:
Aïtmatov était plus qu'un écrivain pour la nation kirghize et le Kirghizstan. Il était la fierté et la gloire du peuple kirghiz. Il était le visage de la nation. Nous n'avons pas assez de mots pour décrire la place qu'il a prise dans le coeur de chaque Kirghiz. Aïtmatov était un véritable artiste. Il n'a pas recopié ses héros ni fait entrer la vie réelle dans son oeuvre : c'est lui qui créait ses personnages. C'est par Aïtmatov que le monde a connu la nature, la destinée et l'âme kirghizes. Tout ce qui est kirghiz sera étudié et apprécié à travers le prisme de la mythologie d'Aïtmatov. Nous vivons et sommes condamnés à vivre dans l'univers d'Aïtmatov, parce que les images d'Aitmatov, ses héros, personnages et tragédies, sont devenus notre vie même.
Mihoatra noho ny mpanoratra i Aitmatov ho an'ny firenena Kyrgyz sy i Kyrgyzstan. Rehareha sy voninahitry ny vahoaka Kyrgyz izy. Endriky ny firenena izy. Tsy ampy ny teny hilazana ny toerana misy azy ao am-pon'ireo Kyrgyz tsirairay. Tena mpanakanto tokoa i Aitmatov . Tsy naka tahaka ireo maherifo mitovy aminy izy, na nametraka ny tena fiainana tao anatin'ny sanganasany; izy no namorona ny mpilalaony. Tamin'ny alalan'i Aitmatov no nahafantaran'izao tontolo izao ny natiora, ny anjara ary ny fanahy Kyrgyz. Amin'ny alalan'ny fanovana ny fomba fijery ny anganon'i Aitmatov no handinihina sy hankasitrahana ny Kyrgyz rehetra. Miaina sy voatery hiaina eo anatin'ny tontolon'i Aitmatov izahay satria lasa fiainanay ny sarin'i Aitmatov, ny maherifony, ny mpilalaony sy ny voina .
Hoy i keenza nanampy hoe [ru]:
C'était un homme d'une profondeur incroyable, un de mes écrivains préférés. J'étais stupéfiée par son attitude devant la mort…
Lehilahy manana fisainana tsy mampino izy, anankiray amin'ireo mpanoratra tena ankafiziko. Gaga aho nahita ny fihetsiny manoloana ny fahafatesana …
Naneho ny alahelony i Sarannee :
Un si grand homme est mort. Quel dommage. J'ai grandi avec ses livres et maintenant j'ai l'impression qu'on m'a enlevé quelque chose.
Maty ny lehilahy andrarezina. Tena nampalahelo. Lehibe niaraka tamin'ny bokiny aho ary mahatsapa ho nisy zavatra nalaina tamiko ankehitriny .
Nanatrika ny fandevenana an'i Aitmatov ihany koa ilay bilaogera azzzik ary namoaka sary vitsivitsy.
Tsy afaka mijanona ela ao anatin'ny fisaonana ny olombelona, ary tsy ela dia niseho ny zava-nitranga iray tao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyz : ny amboaran'ny baolina kitra Euro. Mahagaga, ny baolina kitra no nampiray ny firenentsika, ary isika rehetra no mpanohana an'i Rosia nandritra ireo andro ireo.
Tena nientanentana i dancheg [ru]:
Les fenêtres ont tremblé à chaque but; il y avait des cris de joie dans chaque maison, chaque café. Les gens roulaient, mettaient leurs clignotants, triomphaient et klaxonnaient. Je n'ai jamais vu autant de bonheur et d'unanimité au Kirghizstan…
Nihovitrovitra ny varavarankely isaky ny maty ny baolina ; nisy ny hiaka-pifaliana isan-tokatrano, tany amin'ny toerana fisotroana kafe rehetra. Mitondra fiara ny olona, mandrehitra jiro famantarana, mihorakoraka sy mampaneno fiara. Tsy mbola nahita hafaliana sy firaisan-kevitra toy izany aho tao Kyrgyzstan hatrizay…
Hoy i Khaan nanampy [ru]:
Tous les clients des cafés étaient des supporters de la Russie. Tous pleuraient et s'étreignaient après chaque but. Il semblait que toute la ville était devenue fan de la Russie. Après le match entre la Russie et les Pays-Bas il y avait des quantités de voitures avec des drapeaux russes et les rues principales étaient embouteillées par les foules de supporters. Ole!
Mpanohana an'i Rosia avokoa ny mpanjifa rehetra tao amin'ny trano fisotroana kafe. Nitomany sy nifamihina ny rehetra isaky ny maty ny baolina. Toa lasa mpankafy an'i Rosia ny tanàndehibe iray manontolo. Nisy fiara maro niaraka tamin'ny sainam-pirenena Rosiana taorian'ny lalao teo amin'i Rosia sy Holandy ary nitohana ny fifamoivoizana tamin'ireo lalambe noho ireo vahoaka sy mpanohana . Ole!
Nahatsikaritra i Makaroff [ru]:
Toute la CEI était supporter de la Russie. Nous sommes de vrais frères. Rien ne nous divise. En avant la Russie!
Mpanohana an'i Rosia avokoa ny CEI rehetra . Tena mpirahalahy isika. Tsy misy mampisaraka anay. Alefa Rosia!
Antenaina fa hitondra ho an'i Kyrgyzstan zava-mitranga mahafaly hafa ny hoavy izay mety hampiray tanteraka ny firenenay…
Navoaka ihany koa tao amin'ny tranonkalam-baovao Neweurasia .
Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...