18 Aogositra 2017

Tantara tamin'ny 18 Aogositra 2017

Bosnia Sy Herzegovina: Tsingerintaonan'i Srebrenica

Nankalaza ny faha-13 taonan'ny famonoana tao Srebrenica i Bosnia sy Herzegovina tamin'ny 11 Jolay izay nofaritan'ny ny Fitsarana iraisampirenena tao La Haye ho fandripahana mamely ny mponina Miozolomana tao amin'ny faritra. Mitatitra ilay fahatsiarovana antserasera ao amin'ny tontolon'ny bilaogy sy Facebook i Elia Varela Serra.

18 Aogositra 2017

Ny Fiakaran'ny Maripana Eto Madagasikara

Nanasongadina ny vokatry ny fiakaran'ny maripana teto amin'ny firenena ilay bilaogera Malagasy Aiky avy ao amin'ny vondrona bilaogy Madagascar Croissance tamin'ity herinandro ity rehefa avy nahita ny horonantsarin'i Al Gore momba ny fiakaran'ny maripana ka niteraka adihevitra teo amin'ireo mpaneho hevitra ao amin'ny bilaogy.

18 Aogositra 2017