Nisotro Renirano Hanaporofoana Ny Fahadiovany Ilay Mpanangom-baovao Shinoa Tao Anatin'ny “Dokambarotra Nahazo Tsikera Betsaka”
Nandritra ny lahatsarin'ny hetsika lomano nalefa mivantana tao Zhujiang, fantatra amin'ny teny anglisy hoe Pearl River dia nisy mpanangom-baovao iray avy ao amin'ny Southern Metropolis Daily nisotro ny ranon'ny renirano indraim-bava mba hanaporofoana fa madio izany.
Niparitaka be tao amin'ny media sosialy ilay pikantsary nalaina mivantana. Niantso izany ho tsy matihanina sy fampielezan-kevitra ny mpanao gazety tao amin'ny vondrona WeChat an'ny mpiasan'ny fampitam-baovao ary manala baraka ny tontolon'ny fampitam-baovao iray manontolo izany .
Natao tamin'ny 25 Jolay teo akaikin'ny Oniversite Pier Sun Yatsen tao an-tanànan'i Guangzhou ao Shina, any amin'ny faritra ambany ao Zhujiang ny lomano. Tao anatin'ny lohahevitra hoe “Ny Rehetra, Mivoaha Hanao Fanatanjantena, Mba Ho Salama Hatrany ” (全民 健身. 全民 健康) ilay hetsika fanao isan-taona ary olona teo amin'ny 2.000 teo no nandray anjara.
Maro ny sehatra fampitam-baovao-panjakana Shinoa no nanasongadina ny hetsika ary nandefa izany mivantana ny Southern Metropolis Daily ao Guangzhou. Raha nanao izany izy ireo, dia nilaza ilay mpanangom-baovao teo anoloan'ny fakantsary fa madio sy mangarahara ny rano ary nisotro indraim-bava vitsivitsy izy mba hanaporofoana ny filazany. Araka ny fifanakalozan-kevitra tao amin'ny media sosialy (araka ny tatitra avy amin'ny zorom-baovao antserasera ao Hong Kong HK01), nisotro ilay rano in-telo raha ny marina ilay mpanao gazety: somary nihataka ny fakantsary tamin'ilay voalohany ; nalefa ho an'ny besinimaro ny faharoa , ary natokana hanaovana sary ny fahatelo.
Zhujiang no renirano fahatelo lava indrindra ao Shina ary any amin'ny vinanin'ny renirano perla (Pearl River Delta) be indostria sy maloto indrindra no misy ny vavarano. Na dia nisy aza ny ezaka natao teo anelanelan'ny taona 2007 sy 2013 mba hanadiovana ny renirano dia mbola maloto sy tsy mbola azo sotroina mihitsy ny rano mikoriana any amin'ny faritra ambany indrindra.
Nahatonga fisavoritahana teo amin'ny sehatra ara-tsosialin'ny mpiasan'ny fampitam-baovao ao amin'ny WeChat ny fihetsika nataon'ity mpanangom-baovao ity. Ao amin'ny iray amin'ireo vondrona, nanamarika ny mpanangom-baovao iray fa ny Southern Metropolis Daily no iray amin'ireo sehatra fampahalalam-baovao tena mpanao tsikera indrindra tao Shina taona vitsy monja izay, kanefa ankehitriny izy lasa milina fanaovana propagandy “matanjaka.”
Nozarain'ny mpisera ihany koa ny tsikera nataon'ny mpiara-miasa tao amin'ny fampitam-baovao. Tao amin'ny iray amin'ireo randram-baovao tao amin'ny Weibo, maro no nilaza fa tsy matihanina ilay dokambarotra fisotroana rano :
此风不可长!记者不是政客,媒体的公信力是最重要的
Tsy tokony atao ny fandrisihana ny olona hanao zavatra toy izany! Tsy mpanao politika ny mpanao gazety, ny fitokisana no zavatra manan-danja indrindra ho an'ny sehatra fampahalalam-baovao.
这个记者上位上得肯定快,来来来,环保局有个位置,来上班
Afaka mivoatra eo amin'ny asany ity mpanangom-baovao ity. Tongava fa misy toerana ao amin'ny Biraon'ny Tontolo Iainana. Tongava maka ny toerana.
叫珠江水有点甜的升官了。此人莫非都想行此路?
Nivoatra tamin'ny asa aman-draharahany ireo izay nanambara fa tsara ny ranon'ny Zhujiang , te hanaraka ny ohatra nasehon'izy ireo ry zalahy ireo.
如果他吃一坨屎 能证明什么?
可以证明。屎可以吃
Inona no azony porofoina amin'ny fihinanana lomotra?
Afaka manaporofo izy fa azo ampiasaina ny lomotra
他肯定没见过江边浮着的涨得跟气球一样的老鼠和死猪
Mazava ho azy fa mbola tsy nahita voalavo maty sy kisoa maty nitsingevana tahaka ny baolina teny amin'ny renirano izy.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...