Singapore: Zavona Lasa Havandra Tsy Ampy Herinandro Akory
#sghaze [zavona (na setroka) eto Singapore] lasa #sghail [havandra eto Singapore]. Taorian'ny fisian-javona be indrindra (na fahalotoa-tsetroka be indrindra) dia tratran'ny orambaratra nitondra havandra i Singapore.
Ny setroka nateraky ny doro ala tany Indonezia no fandotoan-drivotra ratsy indrindra tany Singapore tao anatin'ny taona maromaro izao. Maro ny olona no faly tamin'ny nahatongavan'ny orana nirotsaka tao Singapore tamin'ny fiatombohan'ny herinandro satria nanamora kokoa ny fisefoana tanaty setroka izany saingy zendana ry zareo raha nahita ny havandra latsaka tao amin'ny firenena ny talata folakandro.
SimonTay78.com nahatsapa fa tahaka ny tafio-drivotra mahery ilay izy:
I heard strong wailing of wind coming from my windows which was strange as it haven’t been raining for the whole month of June until today.
Then suddenly the rain starts pouring down like a hurricane together with wind speed I had never seen before.
I went downstairs and saw many small & large tree branches fallen to the ground and one uncle came to me and said that I’m late filming the hail!
Naheno tahaka ny tafio-drivotra hafahafa avy amin'ny varavarankely aho fa tsy avy nandritra ny volana jona hatramin'ny androany.
Tampoka teo avy eo dia nanomboka niraradraraka miaraka ny rivotra mifofofofo tsy mbola fahitako hatrizay ny orana.
Nidina aho dia nahita rantsakazo kely sy lehibe maro teny amin'ny tany ary nisy dadatoako iray nanatona ahy niteny fa tara aho haka an-dahatsary ny havandra
Andy Giger nandrakitra ity lahatsarin'ny havandra ity:
Nitatitra i Suhailah fa nanjera hazo maro ny havandra:
…if you are living in Singapore, you probably know the totally weird weather condition the country's in now. From the hazardous haze a few days ago to the unexpected hail (or just raining ice cubes, like literally actual ice cubes) earlier this afternoon… But the hail is kinda horrible. Trees started toppling just now and hurting lots of people. And they also caused those metal lamp post to fall or bend. It's kinda scary. I mean, I never really see this kind of things like this before.
Raha miaina eto Singapore ianao dia mety mahafantattra ny toetrandro hafa diavin'ny firenena amin'izao fotoana izao, Nanomboka tamin'ny setroka mampatahora andro vitsivitsy lasa izay ka hatramin'ity havandra tsy nampoizina ity (na orandranomandry, tahaka ny ranomandry vaventy tsotra izao) tamin'ity folakandro ity… Fa tena mampatahotra ilay havandra. Manomboka midaboka, mandratra olona maro, ny hazo. Nampianjera na namoritra andrin-jiro maro. Mampangovitra ihany an! Ny tiako lazaina dia tsy mbola nahita zavatra tahaka izao aho taloha
Tamin'ny ankapobeny dia tany amin'ny faritra andrefan'i Singapore no tena nisy ny havandra:
Today, Singapore welcomed a much sought-after rain that provided some respite for Singaporeans who had been suffocating for the last couple of days ever since the haze from Indonesia invaded our skies.
There were reports of hailstones falling in several areas of western Singapore like Chua Chu Kang, Bukit Batok and Jurong East.
Androany dia nanao soamiditra ny orana nandrasana fatratra ka nampisento ny Singaporeana maro sempotrempotra tao anatin'ny roa andro noho ny setrok'i Indonezia nameno ny lanitra ambonintsika.
Maro ny tatitra firotsahan'havandra tany amin'ny toerana maro tany amin'ny faritra andrefan'i Singapore tahaka ny any Chua Chu Kang, Bukit Batok ary Jurong Atsinanana
Maro ny olona nieritreritra fa vokatry ny rahona (norarahana sira) na orana asidra ny havandra. Namoaka fanazavana ny ao amin'ny Sampan-draharaha Nasionalin'ny Tontolo Iainana:
There has been some speculation that the hail (or “raining ice”) observed over the western part of Singapore between 1pm and 4.30pm on 25 Jun 2013 could be caused by acid rain or cloud seeding in Indonesia. This is false.
In fact, hailstones are quite rare in the tropics because they usually melt as they fall from the clouds, before reaching the ground. On average, public sightings of hailstones in Singapore occur every one to two years
Misy ny honohono fa ny havandra (orampanala vaventy) hita tany amin'ny faritra andrefan'i Singapore tanelanelan'ny 1 ora folakandro ka hatramin'ny 4 ora sy sasany tamin'ny 25 jona 2013 dia avy amin'ny orana asidra na orana natao izay hahalatsaka azy avy any Indonezia. Izay diso ihany.
Raha ny marina dia ankavitsiana no ahitana havandra aty amin'ny faritra tropika izay mitsonika mandra-pilatsaka amin'ny tany. Amin'ny ankapobeny dia indray isa-taona na isaky ny roa taona no ahitana havandra eto Singapore
Ho an'i Bertha Henson, ny havandra dia mety ho famantaran’-javatra hafa:
As for hail, it could be a sign that the apocalypse is upon us or a heaven-sent signal that there is still water up there…
Ny amin'ny havandra, mety ho famantarana fa efa tonga ny apokalipsa na iraka avy any an-danitra fa mbola misy rano any ambony any
Na zavona io na havandra, ny voina faraparan'ny Singapore teo dia itsapana ny fanekena tsy fidin'ny olona:
This haze comes as a great challenge to our resilience as a people. We have made it thus far over 48 years. We soon approach our fiftieth year of independence and we should rightfully be proud. Before we get there, we should take some time, look at ourselves and ask the questions: Who are we? What defines us?
Fanamby lehibe itsapana ny fanekena tsy fidiny amin'ny mahavahoaka antsika ny zavona. Hatramin'izao dia nanao izany isika nandritra ny 48 taona. Efa manatona ny faha-50 taona ny fahaleovantenantsika isika ary tokony hirehareha. Saingy alohan'ny hahatongavan'izany, tsy maintsy maka fotoana hieritreretana isika, hanontany ny tenantsika : iza isika? inona no mamaritra antsika?
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...