Tantara mikasika ny Benin

Benin : Ny zatovo sy ny fifohana sigara

  18 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Jackie dia mitatitra momba ny taham-pifohana sigara eo anivon'ny zatovo any Benin : « According to a recent global youth tobacco survey report, more than twenty percent of school children (aged 13 to 15 years) in Benin are cigarette smokers. The survey involved about 50 schools selected in four regions...

Benin : Nesorina ny elo fiarovana ara-pitsarana ny mpisolovavam-bahoaka roa

  26 Novambra 2007

Ny blaogy Afriksenatorium dia mitatitra ny fanesorana ny elo fiarovana ara-pitsarana amin'ny maha olom-boafidy nahazo ireto mpisolovavam-bahoaka roa izay voarohirohy amin'ny raharaha fanodikodinam-bola mikasika orinasam-panjakana any Benin : « Des cas de malversations de l'ordre de 80 milliards à la tête de sociétés d'Etat, notamment la Société Béninoise d'Energie Electrique...