Tantara mikasika ny Repoblika Tseky tamin'ny Jolay, 2018
Repoblika Tseky, Andian-Taranaka Vaovao Manohy ny Tolona Fanoherana ny Arintany

"Manoloana an'ireo mpanapaka hevitra izay voageja foana ao anatin'ny boribory vetavetan'ny arintany sy ny nokleary, tena ilaina dia ilaina tokoa ny manangana hetsika matanjaka ho an'ny toetrandro iarahana amin'ny erantany."