Tantara mikasika ny Repoblika Tseky tamin'ny Novambra, 2022
33 taona lasa izay no nanomboka teny an-dalamben'i Prague ny Revolisiona Volory
33 taona taorian'ny revolisiona volorin'i Novambra 1989 izay namarana ny Komonisma tao Czechoslovakia, miara-mahatsiaro ny nanombohan'ny mpianatra hetsi-panoherana izay namadika ny pejin'ny tantara ny [eny] an-dalamben'i Prague.