Tantara mikasika ny Repoblika Tseky tamin'ny Febroary, 2019
Lasa loharanon-dahatsoratra ho an'ny fifaninanana fandikan-teny manerantany any amin'ny Repoblika Tseky ny Global Voices
Strč prst skrz krk. Tsia, tsy kitendritendry tsinahy nataon'ny saka nandeha teo ambonin'ny kitendry io akory fa tena fehezanteny Tseky misy izay midika hoe ‘alefaso any an-tenda ny rantsan-tanana’. Angamba mety tsy ho ilay fehezanteny tena mahazatra izany kanefa matetika ity fiteny ity dia lazaina ho ohatra mifanakaiky amin'ny ‘tsy...