Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Jona, 2018
Fanehoana ny Fahasamihafan'ny Tolona : SyriaUntold Herintaona Aty Aoriana

Syria Untold natomboka herintaona lasa izay, nandinika fomba maro mba hitantarana ny tolona Siriana sy ny endrika fanoharana isan-karazany. Nanadihady an'i Leila Nachawati, mpikambana ao amin'ilay ekipa ny Rising Voices ho fampahafantarana bebe kokoa.