Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Jolay, 2022
Fanontaniana sy valiny nifanaovana tamin'i Cynthia Amoaba sy ny asany hampivoatra ny fiteny voajanahary ao Ghana

Tamin'ny alalan'ny fisantaran'andraikitra Ghana Natural Language Processing, i Cynthia no niezaka ny hampitombo ny fisian'ny fiteny Ghaneana amin'ny habaka ankihy,.