Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Febroary, 2013

27 Febroary 2013

Mianatra Ny Ojibwe Miaraka Amin'i Jennifer Bobiwash

Rising Voices

"Tsapako fa fotoana iray io, ho ahy, hianarako misimisy kokoa momba ny lovako ahy manokana. Ary raha mijery ny lahatsariko ny hafa ka mianatra, dia efa tombony iray izay. Heveriko amin'ny fomba tsotra hoe ireo lahatsariko izay ety anaty aterineto dia efa vavolombelona iray hiantoka ny fisiany ety anaty aterineto......