Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2019

Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Jolay, 2019

Fantaro i Kpénahi Traoré, nitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 24-30 Jolay

Hifandimby ireo Afrikana mpikatroky ny teny sy mpanandrateny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang hizara ny zava-niainany tamin'ny famelomana aina indray sy fampahafantarana ireo fiteny Afrikana. Ny lahatsoratra etoana dia momba an'i Kpénahi Traoré (@kpenahiss) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro itantanany ny kaonty.

Fantaro i Margaret Noodin, mpitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 25-31 jolay

Mpampianatra teny anglisy sy ny tenindrazany i Margaret Noodin, mpitantana ny kaonty @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 25-31 jolay ity. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Anishinaabemowin.

Fantaro i Mei Jeanne Wagner, hitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 11-17 Jolay

Fantaro i Mei Jeanne Wagner izay hitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTechTwitter mandritra ny 11-17 Jolay 2019. Hizara fomba fijery momba ny fiteny Hawaiiana izy.

Fantaro i Davy Nlovu, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'i 17-23 jolay

Andao hofantarintsika bebe kokoa ny momba an'i Davy Nlovu, hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 17-2 jolay 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Tjwao.

Fantaro i Bonface Witaba, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 10-16 jolay

Andao hofantarina bebe kokoa ny momba an'i Bonface Witaba, mitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny herinandron'ny 10-16 jolay 2019. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Swahili.