· Jolay, 2018

Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Jolay, 2018

[Lahatsary] Antsafa niarahana tamin'i Kwanele Butana avy ao amin'ny Grocott's Mail

Rising Voices

Mpandrindra ny fandaharanasan'ny asa fanaovan-gazetin'ny olon-tsotra ao amin'ny gazety Grocott's Mail ao Grahamstown, Afrika Atsimo i Kwanele Butana. Tetikasa "The News is Coming" naorin'ny Knight News Challenge ny fandaharanasa. Ato amin'ny lahatsary, manoritsoritra ny maha-zava-dehibe ho an'ny mpanao gazety olon-tsotra ny fanoratana momba ny vodrom-piarahamoniny ao an-toerana i Kwanele.

28 Jolay 2018

Mialy Andriamananjara miresaka momba ny Foko

Rising Voices

Tapa-bolana lasa izay, niresaka tamin'i Lova Rakotomalala, iray amin'ireo efatra mpandrindra ny fandaharana fanentanana ao amin'ny bilaogy FOKO Madagasikara aho. Amin'ity herinandro ity, dia ampiseho lahatsary misy resadresaka niarahana tamin'ny mpiara-miasa amin'i Lova, Mialy Andriamananjara isika.

25 Jolay 2018

Dimy minitra miaraka amin'i Lova Rakotomalala

Rising Voices

Tao amin'ny We Media Miami no nahafahako nipetraka sy niresaka tamin'i Lova Rakotomalala , iray amin'ireo mpandrindra ny fandaharan'asan'ny bilaogy fanentanana FOKO Madagascar . Noraketinay ity antsafa fohy ity izay namaritan'i Lova ny genesisin'ny FOKO sy ny fomba fiasan'ny fikambanana amin'ny fanatanterahana ny iraka ataony.

13 Jolay 2018