Tantara mikasika ny Antsafa tamin'ny Janoary, 2012
Okraina: Ny Anjara asan'ny Mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny ASTAU

I Svetlana Sharamok dia mpiandraikitra ny Fampahalalam-baovaon'ny Association of Substitution Treatment Advocates of Ukraine (ASTAU). Anatin'ity fanadihadiana amin'ny alàlan'ny mailaka nataon'ny Rising Voices ity dia miresaka momba ny asany sy ny fifaliana amin'ny fahazoany anjara asa goavana amin'ny fifandraisana sy ny fahenoana zava-tsoa avy amin'ireo mpikambana izy.