Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Mey, 2014
Fampitovian-danja Ny Hafainganana Sy Ny Fahamarinam-Baovao Hisorohana Ny Vaovao Diso Ao Amin'ny Media Sosialy

Ny Checkdesk dia tetikasa fanamarinam-baovao avy ao amin'ny media sosialy. Miara-miasa amin'ireo firenena manerantany miteny Arabo, manampy ireo trano fanoratan-gazety hanamarina ny tatitrany amin'ny alalan'ny fanamarinana ifarimbonan'ny besinimaro ity habaka fikarohana loharanom-baovao misokatra hoan'ny rehetra ity.