Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Novambra, 2013

“Hanaovantsika Sarintany i Nizera”: Fatiman Alher

Fantaro i Fatiman, iray amin'ireo mpandray anjara amin'ny tetikasa "Mandrakitra an-tsarintany ho an'i Nizera", nanamafy ny fahaizana mampiasa dizitaly izy ary nampihatra izany tamin'ny fianarana jeografia nataony. Nanampy azy hahay mijery vaovao ny taotsarintany diizitaly.

Tafatafa Amin'i Abdou Salam, Anisan'ny Tompon-kevitra Tamin'ny Tetikasa “Hanaovantsika Sarintany i Nizera”

Fantaro i Abdou Salam, mpianatra taranja jeografia, iray amin'ireo mpandray anjara tamin'ny tetikasa Sarintany ho an'i Nizera.