Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Avrily, 2014
Wikitongues: Raketo An-tahiry Ny Tenim-pirenenao
Ny Wikitongues dia ezaky ny fiarahamonina mba hahafahan'ny olona manerantany mahafantatra sy mahita ireo tenim-pirenena 7000 manerana izao tontolo izao amin'ny alalan'ny lahatsary sy bilaogy andraisan'ireo olom-pirenena anjara.