Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Desambra, 2013
Espaina : Nahomby Ny guifi.net, Tambajotra Maimai-Poana Tsy Mila Kofehy

Na fotoana inona na fotoana inona ao Espaina, olona an'arivorivony no miserasera amin'ny aterineto. Saingy mihamaro hatrany ireo Espaniola misafidy ny karazam-pitaovana mirazotra amin'ny aterineto, mba hialàna amin'ny sarany lafo avy amin'ireo tsena mpamatsy tolotra aterineto sy hanotofana ny hantsana nateraky ny fitaovana nomerika.