Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Avrily, 2012
IsumaTV: Miaro Ny Median-janatany Ary Mampifandray Ireo Vondrom-piarahamonina Teratany
Talohan'ny vanim-potoanan'ny fampitam-baovaon'olotsotra, sarotra dia sarotra ny nahita ireo horonantsarin-janatany sady lafo be ho an'ireo mpamokatra horonantsary ny mamokatra azy sy mizara azy ireny. Nefa ankehitriny manamora ny fanatontosan'ny ao an-toerana sy mampihena ny vola lany ny fampiasàna fitaovana fifampitam-baovaon'olotsotra samihafa sy ny sehatra isankarazany, tsy mandany hery sy azon'ireo...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...