Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Jolay, 2013
Chicas Poderosas: Manomboka Tambajotra Iray

"Te-handrisika izay fomba fijery mirona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanahin'ny fandraharahàna izay izahay.... miasa betsaka ary vitsy teny!" hoy Chicas Poderosas mpanangana, manazava ny nanaitra ny aingam-panahiny hanomboka ny tetikasa mba handrisihana ireo vehivavy ho amin'ny sehatry ny fanaovan-gazety. mpanadihady.