Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Aogositra, 2018
Adin'ny Rakipahalalana: Fampiasana Weibo Mba Hanosehana Ny Wikipedia Ao Shina
Ny fitadiavana vaovao amin'ny tambajotra ao Shina dia mety midika ho fampiasana kokoa ny rakipahalalana tsy mampidi-bola an'ny tambajotra Baidu, mitaha amin'ny fampiasana ny rindrambaiko malalaka Wikipedia. Ny toniandahatsoratra, Addis Wang, dia manana tanjona amin'ny fanairana ny ao Shina momba ny Wikipedia (sy ny toetsaina fizaràna fahalalana ao aminy) amin'ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...