Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2012

Tantara mikasika ny Fanadihadiana Tranga tamin'ny Marsa, 2012

21 Marsa 2012

Greencore: Fanasongadinana Ny Feon'ireo Mongôla Momba Ny Fahasimban'ny Tontolo Iainana

Rising Voices

Ny Greencore.org dia ONG iray avy ao Mongolia izay nitarika ny fanadihadiana tao Matad ao Dornod Aimag teo anelanelan'ny Aprily ka hatramin'ny Oktobra 2011. Ity tetikasa ity dia nitaona ny olona tao an-toerana izay nandray anjara mba hameno ny CRC (Citizen Report Cards, Tatitra an-tSarintany avy amin'ny Olom-pirenena) misy fanontaniana...

06 Marsa 2012

IndigiTUBE: Fampahalalam-baovao Avy amin'ny Sy Ho An'ireo Vahoaka Vazimba Teratany Any Amin'ny Faritra Lavitr'Andriana Ao Aostralia

Rising Voices

Ireo vazimba teratany any amin'ireo faritra lavitr'andriana any Aostralia dia mitoetra hatrany ho ny vondrona faran'izay navela ho anjorom-bala eo amin'ny firenena ary miatrika fahantràna sy fanavakavahana isan'andro.IndigiTUBE dia vondrom-piarahamonina ety anaty aterineto ho fifampizaràna sy fidirana amin'ny fampahalalam-baovao natao sy ho an'ireo vazimba teratany any amin'ireo faritra lavitr'andriana ao...

04 Marsa 2012

Tetikasa Tsy Azo Montsanina: Mampiasa ny Teny Fanararaotana Mba Hanentanana Sy Hanasitranana

Rising Voices

Grace Brown, mpianatra iray ao amin'ny Fianarana ambony ny Haikanto natao ho an'ny maso any New York, tohina tamin''ilay famaritana mampihorohoro ny fanararaotana ara-nofo avy amin'ilay niharany hany ka ny Oktobra lasa teo dia nanomboka tetikasa an-tsary antsoina hoe Project Unbreakable izy. Ny hevitr'i Grace amin'izany dia ny fampiasàna ny...

Blogs4Aid: Fampielezan-kevitra Ho Fampiatoana ny Herisetra Mihatra Amin'ny Vehivavy Any India

Rising Voices

Hiatrehana ny fitombon'ny isan'ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy any India, Shemeer Padinzjharedil (29), injeniera amin'ny fanangànana sy mpamorona rindrambaiko teo aloha, nanapa-kevitra ny hihetsika. Nanangana vohikala mipetraka any Ushahidi izy antsoina hoe www.maps4aid.com izay ahafahan'ny tsirairay mitatitra ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy. Nanomboka fampielezan-kevitra iray vaovao ny Maps4aid, Blogs4Aid mba...

03 Marsa 2012

Congo In Focus: Mampahery Ireo Mpianatra Kongôley Amin'ny Alalan'ny Fanaovan-gazetim-Bahoaka Sy Ny Multimedia

Rising Voices

Anne Medley, mpaka saripika an-gazety sy mpaka lahatsary mipetraka any Etazonia ary ny Hetsika ho an'i Kongô dia namolavola tetikasa fampianarana fanaovan-gazety "multimedia" ho famporisihana ireo mpianatra Kongôley amin'ny fitantaràn'izy ireo ny tantarany ho amin'izao tontolo izao. Notaterahina tamin'ny 2010 io atrikasa io ary nasongadina tao anatin'ilay vohikala 'Congo In...