Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Jolay, 2022
Mandà hatrany ny Fandripahana tao Račak/Reçak ny manampahefana Rosiana sy Serba
Nandà ny vono olona tany Račak/Reçak tamin'ny taona 1999 tany Kosovo ny Minisitry ny Raharaham-bahiny Rosiana Sergey Lavrov, nandritra ny resadresaka nifanaovana tamin'ny masoivohom-baovaom-panjakana Rosiana Sputnik izay navoakan'ny fampahalalam-baovao Serba.