Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Aogositra, 2017
Nivaha ny Gidragidra Diplaomatika teo amin'i Serbia sy i Makedonia, Tsy Hisy ny Ady
Koa satria efa nigedraka ny fifanenjanana ara-diplaomatika teo amin'i Serbia sy i Makedonia, dia mbola nanamafy ny tanjona iraisany hiaina milamina tsy misy rahon'ady ny olompirenena.