Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Avrily, 2016
Ben'ny Tanàna Ao Belgrady, Manohana Ny Lehiben'ny Polisy Manembantsembana Ny Asan'ny Mpanao Gazety
Nolavin'i Mali, ben'ny tanànan'i Belgrady ny hanatanteraka ny fitakian'ny Mpanelanelana handroahana ny lehiben'ny polisy kaominaly, izay nanembantsembana ny asan'ny mpanao gazety.