Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Mey, 2011
Serba : Mendrika Hananganana Tsangambato ve ny Filoha Azeri izay efa Nodimandry?
Iray amin'ireo zaridaina maitso tsara indrindra ao Belgrady ny sahan'i Tasmajdan, izay vao avy nohavaozina, noho ny fanomezana vola 2 tapitrisa euro avy amin'ny governemanta Azerbaïdjan. Niteraka resabe teo anivon'ny bilaogera sy ny mpiserasera serba anefa izany ny herinandro lasa teo ny nanomezana ity vola be ity avy any Azerbaïdan :...