Tantara mikasika ny Serba tamin'ny Jolay, 2018
Serbia: Navadik'ireo mpandroba ny diabem-pireharehan'ny pelaka
Namoaka ampahibemaso ny singa ratsy indrindra sy ny tsara indrindra teo amin'ny fiarahamonina Serba ny diabem-pireharehana natao tamin'ny 10 Oktobra 2010, tao Belgrady. Tsy maintsy nanakana ireo mpirotaka miisa 6.000, izay namotika zavatra mitentina 1 tapitrisa EUR tao afovoan-tanàna tamin'ny fomba voarindra ny polisy.